|
|
|
|

Teny iditra isaina (isa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Lazaina ny isany: Isao ireny vorona manidina ireny raha vitanao
Heverina ho anisan'ny: Nisainay ho namanay ianao tamin'ny fisoratana anarana hitsangantsangana [1.1]
 Qu'on compte, qu'on énumère, qu'on met au nombre de. Azo isaina ho lehilahy ny zanakao (Votre enfant peut compter pour un homme, peut être mis au nombre des hommes) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : isaina, isaiko, isainao, isainy, isaintsika, isainay, isainareo, isain', isain-, isaim-, isai-
Ny lasa : nisaina, nisaiko, nisainao, nisainy, nisaintsika, nisainay, nisainareo, nisain', nisain-, nisaim-, nisai-
Ny hoavy : hisaina, hisaiko, hisainao, hisainy, hisaintsika, hisainay, hisainareo, hisain', hisain-, hisaim-, hisai-
Filaza mandidy : isao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20