|
|
|
|

Teny iditra ise
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Misolo ny olona itenenana raha tokana, ifanaovan' ny samy lehilahy na ny samy vehivavy mifankazatra, na ny lehilahy sy vehivavy mifankatia; fanao teny lazaina ny "ise" fa raha atao teny fameno dia ampialohana ny "an": Ise ve no nilaza izany? / Tonga namangy an' ise izahay fa tsy tao an-trano ise. [1.1]
 Used familiarly for You, You sir. [1.2]
 You (singular) used familiarly between men [1.7]
 Tu [1.8]
 Tu [1.18]
Sampanteny 
Mpanahaka  ianao ~ ialahy
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17