|
|
|
|

Teny iditra isika
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Fanao teny lazaina, misolo ny olona miteny raha maro ka tsy manavaka ny tenany amin'ny olona itenenany izy: ~ Samy olombelona mety diso daholo isika.(Raha manavaka ny tena amin'ny olona itenenana, dia izahay no ampiasaina: ~ Malagasy izahay fa ianareo vazaha). [1.1]
 We, including the speaker and the spoken to. Compare izahay. [Compare Rotumah is and New Hebrides akaija.]) [1.2]
 We (including those addressed) [1.7]
 Nous (y compris ceux à qui on parle). [1.3]
 Nous (inclusif) [1.5, 1.8]
 Noi [1.18]
Mpanahaka  antsika ~ -ntsika, -tsika
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Teny iditra ïsika
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] hira [1.78]
Tovy hevitra hosika

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11