| Teny iditra | isitra | |
| Sokajin-teny | tenim-piontanana | |
| Teny enti-manambara fandavana, tsy fahafaliana na fanesoana koa aza [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | isitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandavana ny hadisoana amin' ny fanolahana azy amin' ny hafa [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02 |
|