|
|
|
|

Teny iditra itehafana (tehaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
 To be applauded [1.7]
 Qu'on applaudi [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : itehafana, itehafako, itehafanao, itehafany, itehafantsika, itehafanay, itehafanareo, itehafan', itehafan-, itehafam-, itehafa-
Ny lasa : nitehafana, nitehafako, nitehafanao, nitehafany, nitehafantsika, nitehafanay, nitehafanareo, nitehafan', nitehafan-, nitehafam-, nitehafa-
Ny hoavy : hitehafana, hitehafako, hitehafanao, hitehafany, hitehafantsika, hitehafanay, hitehafanareo, hitehafan', hitehafan-, hitehafam-, hitehafa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20