Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
itokanana
(
tokana
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny fameno
Anaovana lanonandehibe alohan' ny hampiasana azy:
Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika no nitokanana ilay trano fiangonana vaovao
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
itokanana
, itokanako, itokananao, itokanany, itokanantsika, itokananay, itokananareo, itokanan', itokanan-, itokanam-, itokana-
Ny lasa :
nitokanana, nitokanako, nitokananao, nitokanany, nitokanantsika, nitokananay, nitokananareo, nitokanan', nitokanan-, nitokanam-, nitokana-
Ny hoavy :
hitokanana, hitokanako, hitokananao, hitokanany, hitokanantsika, hitokananay, hitokananareo, hitokanan', hitokanan-, hitokanam-, hitokana-
Filaza mandidy :
itokano
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05