|
|
|
|

Teny iditra itỳ
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Enti-manondro zavatra akaiky an' ilay miteny, na eny an-tanany mihitsy aza: Lehibe tokoa itỳ trano itỳ. / Homeko anao itỳ boky itỳ raha tianao / Esory any itỳ fa tsy tiako [1.1]
 This quite close (in sight) [1.7]
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17