| Teny iditra | izarỳ (irỳ) | |
| Sokajin-teny | mpisolo anarana | |
| Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny fototeny niaviany "iry" [1.1] | ||
| Those quite far away (not in sight) [1.7] | ||
| Ceux-là, assez loin (pas visible) [1.8] | ||
| Ohatra | Ary izary hazo miavona izary, ranalahy io ka raha sanatria, mitrena eto io anio alina dia hahita loza eto isika telo mianaka.
[2.643] | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny mpisolo rehetra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21 |
|