|
|
|
|

Teny iditra izay
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
 Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay
Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara [1.1]
 Who, whom, which, that [1.7]
 Qui, que, à qui, à quoi [1.8]
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Teny iditra izay
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Now [1.7]
 Maintenant [1.8]
Mpanahaka  izay tratra
 

Teny iditra izay
Sokajin-teny tenim-piontanana [Fitanisana]
 Exclamation of approval; that's it ! [1.7]
 C'est bien cela ! [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11