|
|
|
|

Teny iditra J      j
Sokajin-teny anarana (eva)
 Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona. [1.1]
 La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz. [1.3]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21