| Teny iditra |
japy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Karavasin' ny mpiandry omby, izay ataony amin' ny taretra aolanolana ary ampiasainy ho fikapohana na fanapoapoaka fotsiny [1.1]
|
|
| Teny iditra |
japy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Fitaingenana zavatra eny am-pandehanana [1.1]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
japy
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tandroy]
(Comparer à jabihy).
Operculicarya decaryi H.Perrier(Anacardiaceae). Petit arbre à fruits comestibles. Fournit une gomme peu soluble dans l'eau.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Operculicarya decaryi |
|