| Teny iditra | jay | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fihetsika miedinedina, miandranandrana sy miavona. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | jaijay | |
| Teny iditra | jay | |
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
| Avonavona, anjonanjona, fanesoana [1.1] | ||
| Teny iditra | jay | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] Zandry [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | zay | |
| Teny iditra | jay
![]() | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Vorona mangamanga be tabataba any Eoropa sy Amerika Avaratra [1.17] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/05/28 |
|