|
|
|
|

Teny iditra jefy
Sokajin-teny mpamaritra
 Mipelipelika noho ny hajejoana, fatra-panao fihetsehana tsy dia maotina loatra, mba hirehan' ny mason' ny olona any amin' ny tena [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra jefijefy

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23