|
|
|
|

Teny iditra jery
Sokajin-teny anarana
 Fanopazana ny maso, fitazanana: Nanao fara jery ilay tanàna izy nony tonga teo an-tampon-kavoana dia lasa [1.1]
 A look [1.7]
 Regard [1.3, 1.8]
 Coup d'oeil
Figuré: attention, charité, commisération [1.3]
 Vue [1.13]
Ohatra Nataon' Ineny tsara jery aho nefa nahajery azy tsy nikimpy koa. [2.332]

Teny iditra jery
Sokajin-teny anarana
  [Mahafaly, Sihanaka] hevitra [1.78]

Teny iditra jery
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau, serin, fauvette. [1.19]
Voambolana 
Tovy hevitra sabery

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03