Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ji
nin
ja
(
jin
ja
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Voajinja, jinjaina, voafira:
Tsy mbola nojininja angaha ny varinareo, r' ise?
[
1.1
]
Moissonné, coupé
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
jininja
, jininjako, jininjanao, jininjany, jininjantsika, jininjanay, jininjanareo, jininjan', jininjan-, jininjam-
Ny lasa :
nojininja, nojininjako, nojininjanao, nojininjany, nojininjantsika, nojininjanay, nojininjanareo, nojininjan', nojininjan-, nojininjam-
Ny hoavy :
hojininja, hojininjako, hojininjanao, hojininjany, hojininjantsika, hojininjanay, hojininjanareo, hojininjan', hojininjan-, hojininjam-
Tovy hevitra
voa
jin
ja
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20