|
|
|
|

Teny iditra jiny
Sokajin-teny anarana
 Hasosotsosorana, halonilony, havitsianteny
Mitovy hevitra: fijahidy ~ fijomòka [1.1]
Tovy hevitra jinijiny

Teny iditra jiny
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Fanahy mahery sy masiaka [1.78]

Teny iditra jiny
Sokajin-teny anarana
  [Masikoro] Vatakely volamena itahirizana ny taova vitsivitsy (hoho, nify, sombin-taolana sasantsasany) nalaina tamin'ny fatin'ny mpanjaka [2.606]

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21