| Teny iditra | jio | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| (teny tranainy) Hajefena, hakiliolio, haratsian-toetra Mpiriorio, mpangalatra, mpanao tontakely, olon-tsy vanona, fampiasa indrindra miaraka amin' ny hoe lahy, vavy: Jiolahy, jiovavy (izay indraindray ataon' ny maro hoe jiolahim-bavy) [1.1] | ||
| Rôdeur, vagabond, vaurien [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | jio | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bara] Vakim-bilana fakana afo [1.78] | ||
| Teny iditra | jio | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Fragment, têt, tesson. [1.19] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |
|