| Teny iditra | jofoana (jofo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Irarahan' ny vovoka na andrarahana vovoka: Nojofoany vovoka ny masoko ka tsy nahita izay ambonin' ny tany aho Ianjerana, iantontana Hanina: Nojofoin' ny kisoa ny vomanganay ka tsy nisy niangana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | jofoina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|