| Teny iditra |
joko
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Midina na mitsontsorika, tsy mitraka fa mitanondrika na mifeloka (tandrok' omby): Joko ny tandrok' itỳ omby ity ka tsy tiako, aleoko itsy solanga itsy. [1.1]
|
| | Courbé [1.3, 1.8]
|
| | Recourbé en bas, incliné [1.3]
|
| Sampanteny |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
| Teny iditra |
joko
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Miondrikondri-doha, mivokobokoka toa menamenatra na matahotra: Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]
|
| | Bashful, timid [1.7]
|
| | Timide [1.3, 1.8]
|
| | Modeste par honte ou par crainte [1.3]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
joko
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara]
Fandeha miafina [1.78]
|
|