| Teny iditra | kabarina (kabary) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Lazaina ampahibemaso: Hokabarina rahampitso ny fakana miaramila Tenenina, bedibedena: Nokabariny lava ilay ankizy ka lasa fa tsy tamana [1.1] | |||||||||
| To be discussed or announced publicly [1.7] | |||||||||
| Qu'on proclame, à qui on intente un procès, qu'on admoneste: Hokabarina rahampitso ny fakana ny miaramila (Demain on proclamera la levée des soldats) ~ Aza kabarinao lava izy (Ne l'admonestez pas sans cesse) [1.3] | |||||||||
| Qu'on proclame, qu'on discute publiquement [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | kabaroina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|