|
|
|
|

Teny iditra kabesoka (vesoka)
Sokajin-teny anarana
 Levilevy atao haniniana tsy misy fijanonana; fananarana am-pimenomenonana maharitra [1.1]
 Comme kabedy, mais moins usité [1.3]
Tovy hevitra kabedy

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08