|
|
|
|

Teny iditra kaboke
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Omby maty anaka, nefa mbola tsy ritra ny rononony [1.1]

Teny iditra kaboke
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Toton-katsaka maitso andrahoina amin' ny ronono [1.1]
Voambolana 

Teny iditra kaboke
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Karazan-kazo ahazoana dity [1.78]
  [Sakalava] (autre prononciation de kaboka). Voacanga thouarsii Roem.& Schult.(Apocynaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Voacanga thouarsii

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17