| Teny iditra | kafana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fandavana amim-pahatezerana na amin' alahelo [1.1] | ||
| (duplicatif kafankafana plus usité) Paroles réitérées de refus, cris de colère [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | kafankafana | |
| Teny iditra | kafana | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Tankarana] Tout à fait sec. [1.19] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10 |
|