|
|
|
|

Teny iditra kalesy
Sokajin-teny anarana
 Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly
Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika [1.1]
 A horse-drawn carriage; a railroad carriage [1.7]
 Calèche; wagon de chemin de fer [1.8]
 Calèche, voiture, chariot [1.13]
Voambolana 
Ohatra 
1Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366]
2rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470]
3Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366]
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: calèche.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11