|
|
|
|

Teny iditra kanakana
Sokajin-teny anarana
  [Tanala, Tanosy] Ganagana [1.78]
 Voronandrano fiompy fisa-bava ary misy toa hoho mifaingoka midina ny tendrom-bavany ambony (anaran-kafa iantsoana azy: gana, ganagana, vorombazaha) [1.1]
 A tame duck [1.7]
 Cane, canard domestique [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra gana ~ ganagana ~ vorombazaha

Nohavaozina tamin' ny 2013/01/08