| Teny iditra | kanefa | |
| Sokajin-teny | mpampitohy | |
| Enti-mampifanohitra hevitra roa: Notoroan-drainy hevitra Ikoto, kanefa nanohitra mafy, ka navelany hanao izay tiany. (Jereo anefa, nefa, izay mitovy hevitra, fa tsy mitovy fampiasa amin' ny kanefa araka izao) [1.1] | ||
| Tovy hevitra | nefa ~ anefa ~ kandrefa | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|