|
|
|
|

Teny iditra kanety
Sokajin-teny anarana
 Zavatra boribory kely tahaka ny fanondro, vita amin' ny vato na tamaboha na tanimanga, ilalaovan' ny ankizy [1.1]
 A marble (plaything) [1.7]
 Bille (jouet) [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/26