|
|
|
|

Teny iditra kansera
Sokajin-teny anarana
 Aretina nantsoin' ny teo aloha hoe homamiadana miseho amin' ny fivontosan' ny taova iray izay mitombo tsy ara-dalàna ka mananika amin' ny faritra hafa ary dia miely eran' ny tena ka manambaka ny aina; ny ankabeazan' ny kansera vao miforona dia mety ho sitrana raha tsaboina amin' io fotoana io [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Fanazavàna teny frantsay: cancer.

Nohavaozina tamin' ny 2013/01/11