|
|
|
|

Teny iditra kaozatra (ozatra)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahia dia mahia, afa-nofo. [1.1]
 Very thin, emaciated [1.7]
 Très maigre, décharné [1.8]
Ohatra Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary. [2.472]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03