| Teny iditra | kapohina (kapoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Velezina amin-javatra mba halemy: Kapohina ny hoditra vao hamidy Vonoina amin-tanana na zavatra: Kapohina ny zaza maditra Sazina, faizina: Kapohin' Andriamanitra ny ratsy fanahy [1.1] | |||||||||
| To be beaten, to be flogged [1.7] | |||||||||
| Qu'on bat, qu'on frappe [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|