|
|
|
|

Teny iditra karenina (renina)
Sokajin-teny mpamaritra
 Teny somary manesoeso ilazana ny olona donto, tsy mahare tsara
Ary koa ny vilany tsy dia malady loatra [1.1]
 Qui n'écoute rien, têtu
Se dit aussi des marmites lentes à se chauffer au feu [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20