| Teny iditra | karija | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sakalava]
Marika atao amin' ny sofin' ny omby hahafantarana ny tompony na ny fianakaviana niaviany [1.1] | ||
| Teny iditra | karija | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Mpanahaka | sikidy | |
| ||
| Teny iditra | Karija | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
| Voambolana | ||
| Ohatra | Tamin' ny 1898 dia nisy Filoha telo lahy, nanangan-tafika nanohitra, dia i Ndrianjalahy avy tany Sambirano, Karija avy tany Mangindrano ary Manambarandry, goverinora Tsimihety ary Filoha anankiray avy tany Maromandia
[2.508] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25 |
|