| Teny iditra | kasihina (kasika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana Tenenina kely: Nokasihiny teny kely ny amin' ny fifidianana [1.1] | |||||||||
| Qu'on touche [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Marary ny voamaso rehefa kasihina.
[2.424] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/02/16 |
|