| Teny iditra |
katra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Bara]
dinika
[1.78]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
katra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Korintsana vita amin' ny kapoaka na hoditra avy amin' ny tongotr' omby ka nasiana vato kely na voan-javatra madinika;
fampiasa eo amin' ny dihy ny katra miaraka amin' ny zavamaneno hafa;
ahontsankontsana koa izy atao fanairana ny fody na famporisihana ny omby rehefa manosy tanimbary [1.1]
|
| Voambolana |
|
| Teny iditra |
katra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Karazan-daolao fanaon' ny vehivavy sy ny ankizy: misy lavaka boribory maromaro laha-droa mifanitsy, ka vato roa isan-davaka no atao aminy; afindra zaraina amin' ny lavaka tsirairay ireo ka misy fotoana ahazoan' ny mpilalao ny vaton' ny an-kilany mifanitsy amin' ny azy; izay mahatapitra ny vaton' ny anankiray aloha araka izany no mandresy [1.1]
|
| | The name of a native game which is played by putting stones in holes arranged something like a chess-board [1.2]
|
| | A Malagasy game played by putting seeds into a series of 12 holes [1.7]
|
| | Jeu qui consiste à mettre des grains dans une série de 12 trous [1.8]
|
| | (de l'arabe khatt : figures dessinées sur le sol). jeu malgache très populaire qui consiste à dessiner une grille sur le sol et à y déplacer, suivant des règles fort compliquées, de petits cailloux ou des graines
[1.196]
|
| Voambolana |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra |
katra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tankarana]
Noix de coco (récipient pour puiser l'eau). (babàky). [1.19]
|
|
| Teny iditra |
katra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Sakalava]
Caesalpinia bonducella (L.) Fleming (Fabaceae) fournit les graines utilisées pour ce jeu. On les emploie aussi en médecine populaire.
La décoction des graines écrasées elles sont très dures est administrée comme odi-kibo en cas de douleurs intestinales.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Caesalpinia bonducella |
|
| Teny iditra |
katra
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | (de hatra : action d'atteindre).
Capparis spinosa var. pyracantha (Bojer) Bojer (Capparaceae). Les boutons floraux ou câpres sont utilisés comme condiment.
On s'efforce de les atteindre sans trop se piquer les doigts.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Capparis spinosa var. pyracantha |
|