| Teny iditra | katsomanta | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Tehina lava be marani-doha atao solon-defona [1.1] | ||
| [Tankarana] Pieu pointu, lance. (jàndrana). [1.19] | ||
| Teny iditra | katsomanta | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Tsilalao misy vy maranitra kely ny lohany [1.1] | ||
| Teny iditra | katsomanta | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Merina, Sihanaka] (le sens général de ce mot est pointu, acéré). Kaliphora madagascariensis Hook. f. (Montiniaceae). Arbuste à écorces utilisées comme purgatif. Encore appelé kipantsizona, kipantsongona, etc. [1.196] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Kaliphora madagascariensis | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/10 |
|