| Teny iditra | kazaha | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Bisaïeul [1.54] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | kazaha | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] Mangahazo [1.78] | ||
| [Bara, Betsileo] Mangahazo [1.1] | ||
| Karazana hanin-kotrana [1.13] | ||
| Manioc [1.13] | ||
| [Bara, Betsileo, Taimoro] (de kaza : racine raza : lignée). Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Le manioc, ainsi nommé parce qu'on le multiplie facilement par boutures. [1.196] | ||
| [Tankarana] Manioc. ( ambazaha). [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Anarana ara-tsiansa | Manihot utilissima | |
| Ohatra | Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety.
[2.117] | |
| Mpanahaka | ambazaha ~ balahazo ~ mahogo ~ mangahazo | |
| Sary |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/10 |
|