| Teny iditra | kemba | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Lâche, qu'on laisse flotter [1.196] | ||
| Teny iditra | kemba | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tankarana] Turban. § hamàma [1.19] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | kemba | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taisaka] zazavavy [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/25 |
|