| Teny iditra | ketsaina (ketsa) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza ny vary nambolena efa lehibebe ka afindra eny amin' ny tanimbary: Efa noketsaina ve ny varinareo erỳ an-dafy andrefana [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | ketsana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03 |
|