|
|
|
|

Teny iditra kibolabola
Sokajin-teny anarana
 Bulle [1.13]
Mpanahaka  tapoaka

Teny iditra kibolabola
Sokajin-teny anarana
 Empaka; mony na votrovotro [1.13]
 Cloque; pustule [1.13]
Voambolana 

Teny iditra kibolabola
Sokajin-teny anarana
 Karazan-tsakafo miaraka amin'ny tapotsin'atody ka mibontsina rehefa andrahoina [1.13]
 Soufflé [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29