|
|
|
|

Teny iditra kibotaina (kibo)
Sokajin-teny mpamaritra
 Be kibo, mibontana be ny kibony [1.1]
 Big-bellied [1.7]
 Qui a un gros ventre [1.8]
Ohatra Iza moa no mahalala fa mety hiakanjo tsara izy any, - mety ho mandimandina endrika, - mety hanam-bola akory àry tsy ho tapa-kibo na ho kibotaina sahala amintsika izao; [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2020/01/22