| Teny iditra | kifolona (folona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fakan-javatra fihinana [1.1] | ||
| [Merina, Sakalava] Ipomoea desmophylla Bojer ex. Choisy (Convolvulaceae). Les racines charnues sont consommées, surtout en temps de disette. Elles seraient purgatives à haute dose. La partie aérienne est consommée par le bétail ; bonne fourragère (observation des vétérinaires de Kianjasoa). [1.196] | ||
| Ohatra | Ny vodin' ny kitsangana sy ny an' ny kifolona dia somary be ranony kokoa noho ny an' ny avoko, ary mila hanakaiky ny mangahazo manta ny tsirony.
[2.643] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27 |
|