|
|
|
|

Teny iditra kinanjo (kanjo)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
Ohatra 
1Kinanjo, tsy niverina Rainilidy [2.470]
2Hehy no nantenaiko hasetriny ny teniko, kinanjo maso nanganohano no nibanjina ahy [2.471]
3Kinanjo, tsy vatana poaka aty intsony no nokatsahinao, fa fanahy iray mbola tsy nitia [2.529]
Tovy hevitra kanjo

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14