|
|
|
|

Teny iditra kinarinarina (arinarina (arina))
Sokajin-teny anarana
 Fomba filolohavan-javatra tsy hazonina, fa ny loha no ahetsiketsika kendrena hanohana azy tsy hianjera
Fametrahan-javatra mihilangilana tsy asiana tohany [1.1]
 Jeu d'équilibre [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20