| Teny iditra | kinaroka (karoka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voakaroka, karohina, zahana, tadiavina: Efa nokinaroko hatraiza hatraiza fa tsy hitako [1.1] | |||||||
| Fouillé, gratté, cherché, remué, sondé, scruté [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voakaroka | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/02/28 |
|