| Teny iditra | kindriandriana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Lalaon-jazavavy kely misy solon' olona vita amin' ny tomaboha (ny lehilahy tomaboha lavalava, ny vehivavy tomaboha boribory) miaina ao an-tokantrano [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tsipelina hafa | tsindriandriana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
|