| Teny iditra | kinetsa (ketsa) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
| Voaketsa, ketsaina, voafindra: Vary efa nokinetsa ireo fa ataovy tsara rano [1.1] | |||||||
| Planté, où le riz a été transplanté ; frappé [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | voaketsa | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|