|
|
|
|

Teny iditra kinobana (kobana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Voakobana, kobanina, tsikebonina: Nokinoban' ny ankizy ny rano ka maloto [1.1]
 Troublé, remué, renflé, gonflé [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : kinobana, kinobako, kinobanao, kinobany, kinobantsika, kinobanay, kinobanareo, kinoban', kinoban-, kinobam-, kinoba-
Ny lasa : nokinobana, nokinobako, nokinobanao, nokinobany, nokinobantsika, nokinobanay, nokinobanareo, nokinoban', nokinoban-, nokinobam-, nokinoba-
Ny hoavy : hokinobana, hokinobako, hokinobanao, hokinobany, hokinobantsika, hokinobanay, hokinobanareo, hokinoban', hokinoban-, hokinobam-, hokinoba-
Tovy hevitra voakobana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20