|
|
|
|

Teny iditra kintana
Sokajin-teny anarana
 Vaingan-javatra mirehitra mamirapiratra eny amin' ny habakabaka amin' ny alina izay tsy tokony hafangaro amin' ny planeta, ka ny anavahana azy dia ny hazavany mihalontralona [1.1]
 A star [1.7]
 étoile [1.8]
Voambolana 
Ohatra Ny kintana sy ny volana amin'ny alina ny andrandrainy sy mahazatra ny masony [2.470]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12