|
|
|
|

Teny iditra kinto
Sokajin-teny mpamaritra
 Tezitra, vinitra, misamboaravoara [1.1]
 Fâché [1.3, 1.19]
 Irrité, ennuyé, dérangé [1.3]
  [Tankarana] Qui pousse des soupirs ; troublé. [1.19]
Sampanteny 

Teny iditra kinto
Sokajin-teny anarana
 Karazan' akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa mafana fo raha hiady ary fohifohy nefa makadiry ny vavany [1.1]
 Métis, hybride, se dit surtout du croisement du coq et des poules [1.3]
Voambolana 
Ohatra Dia ny akoho kinto no manarakaraka, fa ny akoholahy lava vava sy ny akoholahy fantàka dia atao ho ratsy. [1.437]

Teny iditra kinto
Sokajin-teny anarana
 Karazam-borombazaha kely [1.1]
 Petit canard. Thalassornis leuconota. Smith. [1.3]
Voambolana 
Tovy hevitra kintobeloha

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/26