|
|
|
|

Teny iditra kiombiomby (omby)
Sokajin-teny anarana
 Lalao fanaon' ny ankizilahy, izay ahitana ny iray amin' izy ireo mody atao omby mandrifatra ka manenjika ny sasany [1.1]
Voambolana 
Ohatra 
1Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby. [2.117]
2Matoa tsy eo akaikiny eo iLidy sy Saonina dia ilaozan' izy roalahy ireo mamolavola tanimanga ho kiombiomby, na mandrandrana volon-jozoro, na misambo-balala tsindaka. [2.470]
Tovy hevitra tsiombiomby

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/12